Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Oktobra, 2007

16 Oktobra 2007

Kôlômbia : Fampanantenan'ny kandidà ho ben'ny tanàna

Ny mpiblaogy Velvet ao amin'ny PISO TR3S [Espagnôla] dia mitantara ny kandidà ho ben'ny tanàna any Medellina iray, izay mampanantena aterineto malalaka sy maimaim-poana hoan'ny rehetra sy solosaina iray isaky ny ankizy raha izy no voafidy ho ben'ny tanàna. Eduardo Avila

15 Oktobra 2007

Senegaly : Lasa « mafia » ny sehatry ny fampianarana

Ny blaogy Politique au Senegal dia manazava [Frantsay] ny krizy izay misy ny sehatry ny fampianarana any Senegaly ankehitriny : « Difficile de dire que le Pdef et les 40 % du budget national alloué à l'éducation n'ont servi à rien. Grèves multiples, baisse du niveau, programme bâclé, bulletins de...