· Septambra, 2007

Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Septambra, 2007

Shina: Very Saina Ve i Crazy English e?

  19 Septambra 2007

Toeram-pampianarana tsy miankina mampirisika fomba fampianarana teny anglisy vaovao ny sekoly Crazy English naorin’I Li Yang; izany hoe, manadino amin’izay ny fehezanteny anglisy tranainy ary mitady araka izay azo atao ny fomba ahafahana miresaka amina mpiteny anglisy iray, ary manifika amin’ny fomba rehetra ny fahamenarana ihany koa ao anatin’izany. Asaina...

Maoritania.:Tsy fahaizana sa fanajana ny fomba amam-panao ?

  17 Septambra 2007

Ny atao hoe “tsara sy meva”dia arakarak’izay maso mijery: Ny vehivavy nofosana sy matavy dia maro mankafia eto Maoritania; araka ny maha-nofosana azy no hilazana azy hoe “manja”.Ny olona vaventy dia heverina ho mpanankarena .Noho izany ,misy tokoa ireo izay mampiasa fomba tsy marim-pototra mba ho manja kokoa araka ny...

Jamaika: Fananjahana mivadika

  12 Septambra 2007

Mitoraka bilaogy momba ny antsoiny hoe “fananjahana mivadika” i Marlon James, ary koa momba ny antony noheveriny fa nilainy ny nandao an'i Jamaika: “I love my country but I’ve never missed it, perhaps because I have never forgotten the reasons I left.” “Tiako ny taniko fa tsy nalahelovako mihitsy, angamba...