Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Desambra, 2020
Nampiantrano ny sehatra fifanakalozan-dresaka voalohany tao amin'ny tambajotra sosialy i Mozambika
Dinidinika tao amin'ny tambajotra sosialy voalohany tany Mozambika. Niadian-kevitra ny fomba samihafa hijeren'ny firenena ny fivoaran'ny teknolojia ao anatin'ny fiarahamonim-pirenena sy ny fikambanan'ny tanora ity hetsika ity.