· Avrily, 2017

Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Avrily, 2017

Sarimiaina Iray Nandeha Tamin'ny Fahitalavitra Poloney Tany Amin'ny Taona 1970 Manampy Mampiroborobo ny Fampianarana Siansa, ny Teknolojia, ny Injenieria ary ny Matematika Amin'izao Fotoana

Ampian'ny sarimiaina Poloney iray nalefa tamin'ny fahitalavitra tany amin'ny taona 1970 tany ho any ireo mpanabe mba hanao ny Siansa, ny Teknolojia, ny Injenieria ary ny Matematika, izay taranja afohezina hoe STEM, ho lasa mampiala voly sy mahasarika kokoa ny ankizy.

Mikomy Ny Tanora Rosiana

Nankahery ny fanentanana amin'ny ady amin'ny kolikoly ataon'i Alexey Navalny tamin'ny fandrisihina ireo mpanabe any an-dakilasy sy fizaràna ny sarin'ireo mpampianatra sy mpitantana miezaka mamoky ireo mpianatra amin'ny hevitra manohitra hetsika ara-politika ireo tanora Rosiana.