Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Jolay, 2008
Ukraine: Fanazarantenan'ny manampahaizana Irakiana
Chernobyl and Eastern Europe no nanoratra fa “Mpampianatra 3 avy any Texas sy mpianatra Irakiana 27 no manao fanazarantena amin'ny fomba fanadiovana manala sisantaratra mampididoza” nandritra ny volana jona lasa...
Bahamas: kolontsaina fimailo
“Mihanaka aoka izany ny aretina azo avy amin'ny firaisana tsy voaro sy ny tsimok'aretina VIH/SIDA any Bahamas , noho ny fitomboana fatratra ny isan'ireo tanora tratran'izany”: Adrian Gibson ao amin'ny...
Madagasikara: Fanambadiana aloha loatra sy fahasimban'ny taova
Mialy, mpamaham-bolongana avy eto Antananarivo, no mamelabelatra ny fahoriana mianjady amin'ny zazavavy manambady [fr] any ambanivohitra noho ny olana ara-tsosialy sy ara-pahasalamana vokatry ny fanambadiana aloha loatra. Azavainy ary fa...
Armenia: Blaogin'ny fanabeazana
Amin’izao ankehitriny mampangatsiatsiaka ny disadisa taorian’ny fifidianana taty Armenia izao, betsaka ny vintana hahafahan’ny tontolon’ny blaogy mandrakotra resaka maro mifandraika manokana izay na nodian-tsy hita na tsy noresahan’ireo mpampahalala vaovao sy ny fiaraha-monina amin’ny ankapobeny. Iray amin’ireny resaka ireny ny fanabeazana, sehatra iray manokana tena anjakan’ny resaka kolikoly amin’ireo faritry ny firaisana sovietika teo aloha.