Fiovam-pitantanana ny Lingua Frantsay!

Ndeha isika hiarahaba an'i Laila le Guen, mpitantana vaovao ny Lingua Frantsay !

Monina any Myanmar i Laila amin'izao fotoana izao . Laila Le Guen, izay efa GVer tamin'ny maha-mpanoratra sy mpandika lahatsoratra ho amin'ny teny frantsay azy, sady koa mpandray anjara amin'ny Rising Voices! Laila, toy ny ataon'ireo GVers marobe, dia misahana zavatra maro sy miteny fiteny maro! Mpampianatra asa fandikana teny izy, mpandika, mpamoaka lahatsoratra ihany koa. Miteny tenimpirenena 6 i Laila, Alemàna, Portiogey, Swahili, ary Yoruba ankoatra ny Anglisy sy Frantsay!

Raha hanaraka azy ianao, ity ny Twitter!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.