Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Jona, 2018
“Mampiseho ny fandraisana anjaran'ny tanora tamin'ny tolona manan-tantara tao Sarayaku”
"Tiako ity zavon-teny ity mba hampiseho ny fandraisan'ny tanora anjara tamin'ny tolona ara-tantaran'i Sarayaku."
Rosia: Ny haben'ny fandraisana andraikitra
Mamaritra ny penina fandokony amin'ny zavamisy maro ambaratonga ao Rosia i Marat Gelman mpisera LJ galerist , Rosiana mpivarotra zavakanto, ary voalaza fa mpanolotsaina miafina an'i “Victor Yanukovych” tamin'ny taona 2004
Shily: Eritreritra momba ny horohorontany sy ny dingana fanarenana
Ny Fihaonamben'ny Median'olon-tsotra Global Voices 2010 dia mikasa hampandray anjara ireo bilaogera Shiliana amin'ny alàlan'ny fifaninanana bilaogy nokarakaraina niaraka tamin'ny fiarahamiasan'ny fikambanana OCD Iberoamérica. Tamin'ny andro voalohan'ny hetsika ho an'ny daholobe, bilaogera Shiliana dimy no nomem-boninahitra amin'ny mahafinalista azy ireo, ka ny iray no mibata ny loka lehibe indrindra.