Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Febroary, 2013
Nahoana no miely be ny sarin'ilay “Miaramilan'ny Fahafatesana”
Nifampizarana sy niparitaka eran'izao tontolo izao ity sary ity hatramin'ny niatombohan'ilay “Bemidina Serval” tao Mali. Miaramila frantsay miaraka amin'ny fehin-tenda mikisary karan-doha – Odieux connard – valam-bahoaka Raha ny marina, dia...
Fahatafintohinana Manoloana ny Kolikoly Lalina eo amin'ny Politisiana ao Espaina
Ahitana trangan-javatra lalindalina [matotra] kokoa tahaka ny filazana fa misy karama ambany latabatra omena ny mpikambana sasany ao amin'ny Antokom-Bahoaka (PP) [es] izay antoko mitondra ao Espaina, ny famotorana momba ny...
Miray feo amin'ny fitadiavana ilay zazalahy tsy hita i Malezia
Zazalahy kely enin-taona i William Yau, tao anaty fiara niaraka tamin'ny iray tampo taminy nandritra ny fotoana nandehanan'ireto ray aman-dreniny tao amin'ny magazay momba ny herinaratra ny 16 Janoary. Araka...
Espaina: Misampotina Mankany Aminy ny Ataon'ny Governemanta
Sempotry ny « onja » maro loko ny governemanta espaniola : ny “onja maitso” an'ireo mpampianatra, mpianatra sy ray aman-dreny tsy manaiky ny fampihenana ny teti-bola sy ny fanitsiana amin’ny fampianarana, ny « onja mainty” an’ireo...
“Helo ho an'ny pelaka” i Tajikistan
Lohahevitra fady ny resaka pelaka ao Tajikistan. Na dia efa ho dimy amby folo taona aza izao no tsy mahavoasazy intsony ny fiarahan’ny mitovy fananahana ao amin’ity firenena, dia mbola...
Nessa Geudes bilaogera Breziliana, Garota Coca-cola
[Amin'ny teny portiogey avokoa ny rohy rehetra ankoatra izay marihana manokana] Miara-miasa mba hifampizara ny feon'ireo bilaogera efa an'arivony sy olo-pirenena tia mitati-baovao miaina eran'izao tontolo izao ny GVO (Global...