Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

admin · Avrily, 2017

imailaka admin

Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Avrily, 2017

Misavasava Toerana Fanehoana Zavakantom-bahoaka i Seranan'i Espaina Taorian'ny Famoretana Mampiadihevitra Iray

Fanohanana antserasera ho an'ny mpanakanto kely Trinidadiana niteraka sehatra maharitra ho an'ny zavakantom-bahoaka ao an-drenivohitra.

Paikady Hanamafisana Ny Teny Pisbi sy Potón Ao El Salvador Amin'ny Alalan'ny Fandraisana Anjaran'ny Fiarahamonina

Ity no vaovao farany faha-dimy momba ny tetikasa "Famelomana indray ny teny Potón sy Pisbi ao El Salvador", ny tanjona dia ny hanamafisana ny famantarana ny olona Lenka sy Kakawira, amin'ny alalan'ny fanavotana ny tenindrazana'izy ireo.

Hetsiky ny Ben'ny Tanàna Rosiana Teo Aloha mba Hamorona Fampirantiana Kanto ‘Poutine–Maherifo’

Ben'ny tanàna teo aloha nahiliky ny iray amin'ireo namana akaikin'i Vladimir Poutine ankehitriny no mieritreritra ny hanangona vola mba hananganana tranombakoka iray antsoina hoe “Poutine-Maherifo.”

Tratry Ny Tsikera ny Media Aostraliana Amin'ny Fanehoana ny Fahalavoan'ilay Tompondaka Olaimpikan'ny Taranja Lomano

"Media: Mba eritrereto tsara azafady ny vokatry ny fanehoana foana ny #mentalhealth fahasalamana ara-tsain'ny olo-malaza iray– zava-dehibe ny fahaizana manaja." #GrantHackett