Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Novambra, 2010
Haiti: Fihetsiketsehana hanoherana ny Firenena Mikambana vokatry ny kôlera
Telo andro taorian'ny fanambarana ny trangan'aretina kôlera voalohany tany Haiti, The Life and Times of the Mangine Many namoaka tao amin'ny bilaogy: Tena marina? kôlera? Nataoko fa efa tsy nisy...
Fiji: Inona no tian'ny fanjakana atao amin'ny Rano FIJI?
Marika iray anisan'ny manankarena indrinda manerantany ny Rano Fiji, zava-pisotro lafo anaty tavoahangy. Mila ny sombontsombin'izany ve ny fitondrana miaramila Fijiana?
Nahazo filoham-pirenena vaovao i Zanzibar, fitaintainana tany an-toerana
Navoakan'ny Komisiona momba ny Fifidianana tany Zanzibar omaly efa hariva be fa i Dr Ali Mohamed Shein avy ao amin'ny antoko Chama Cha Mapinduzi (antoko revolisionera) no nandrombaka ny fandresena...
Singapore: Mitombo ny herisetra ataon'ny jiolahy
Nanjary sehatra nifaneraserana ny rohy twitter #slashing sy #369 tato ho ato. Malaza amin'izany ny zava-niseho fandratrana amin'ny sabatra nataon'ireo andian-jiolahy tanora mitondra ny anarana hoe 3-6-9. Matahotra sady tezitra ny...
Chili sy Chine: Famonjena ireo mpitrandraka ankibon'ny tany
Ny vaovao mikasika ny fanavotana ireo mpitrandraka harena ankibon'ny tany nahombiazana nataon'ny fanjakana tany Chili tamin'ny 14 oktobra no narahan'ny loza nitranga tamin'ny toerana fitrandrahana an-kibon'ny tany tao Pinyu, ao amin'ny...
Danimarka: TV Kiorda Voampanga ho Manohana Mpampihorohoro
Voarohirohy ho manohana terorista (mpampihorohoro), hoy ny mpampanoa lalàna any Danimarka ny Roj TV, Fahitalavitra iray mandeha amin'ny zanabolana miteny amin'ny fiteny kiorda ary miorina any Danimarka. Mety ho foanana...
Zeorzia: Fandinihana momba ny Fampianarana sy Fianarana
Mampianatra sy Mianatra miaraka amin'i Georgie Georgia (TLG) dia tetik'asa iray novolavolain'ny Minisiteran'ny Fampianarana sy ny Siansa any Zeorzia (MES) hikendrena manokana ireo olona tompon'ny teny miisa 1000 mahay miteny...