Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Oktobra, 2011
Zambia: Misara-kevitra Momba Ilay Fifonana Nataon'i Sata Tamin'i Angola Ny Mpisera
Rehefa tonga teo amin'ny fitondrana an'i Zambia i Michael Sata taorian'ny tamin'ny 20 septambra, ny hetsika diplaomatika nataony volaohany, na ho ratsy na ho tsara, dia ny fandavana ny fanasana...
Arzantina: Cristina Fernández de Kirchner Voafidy Indray Ho Filoham-pirenena
Ny fifidianana filoham-pirenena tany Arzantina tamin'ny 23 oktobra teo no nahazoan'i Cristina Fernandez de Kirchner fandresena goavana, araka ny vokatra vonjimaika. (Jereo ny lahatsoratra tao amin'ny Global voices mikasika ny vokatra tamin'ny volana aogositra...
Kiobà: Fahatsiarovana an'i Laura Pollan
Efatra andro taorian'ny nahafatesany, dia nisy hatrany ny fahatsiarovana an’ aterineto an'i Laura Pollan, mpitarika nalaza sy nohajaina tamin'ny mpanohitra any Kiobà, Las Damas de Blanco. Tranokala maro no mifantoka amin'ny fanapahan-kevitry ny vondrona...
Malawi: Ilay Tanàna miitatra Sy Ilay Tetezan'ny Mpandeha An-tongotra Andoavam-bola
Efa mahatratra 7 lavitrisa ny isan'ny mponina manerantany amin'ny faran'ity volana oktobra ity, ary hita taratra ao Lilongwe, renivohitr'i Malawi ihany koa ny fitomboan'isa vetivety raha jerena ny habetsahan'ny olona...
Jordania: Governemanta vaovao, Faniriana sy Fanantenana!
Notendrena androany ny praiministra vaovao tany Jordania, taorian'ny nandefasan'ny ankamaroan'ny solombavambahoaka taratasy nankany amin'ny mpanjaka Abdallah, izay nitaraina noho ny nataon'ny governemanta notarihan'i Dr Marouf Bakhit. Nametra-pialana i Bakhit ary...
CIVICUS: Fandinihana ny tanjaky ny fiaraha-monim-pirenena
Nandritra ny telo andro dia solontena avy amin'ny fiaraha-monim-pirenena maro no nivory tany Montreal, Canada nanatrika ny Fihaonana an-tampon'ny CIVICUS hiady hevitra momba ny làlana rehetra hanairana ny olona, miainga avy...