Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Jolay, 2010
Bangladesh: ankizy iray ananganana indray ny sekoly
Ankizy iray dia ampy nitantarana ny fahasimban'ny trano fianarany nanoloana ny fakantsary : nandritra ny volana nanaraka izay, isaorana i Shawn Ahmed avy ao amin'ny Uncultered Project and Nerdfighters, izay...
Kambodza: Fanokafana ofisialy ny vavahadin-tseraseran'ny zon'olombelona voalohany
Sithi.org, varavaran-tserasera natao hanehoana ireo sehatra sy valina fanadihadihana mikasika ny tsy fanajana ny zon'olombelona any Kambodza no nosokafana amin'ny fomba ofisialy ny 22 jolay lasa teo, miaraka amin'ny fandraisan'anjaran'ireo...
Filipina : olana rano ao Manille
Saripika avy amin'ny pejy Flickr an'i rickyli99 Miaina olana tsy fahampian'ny rano sedrain'ireo mpampiasa rano an-tapitrisany ankehitriny i Metro Manille, renivohitr'i Filipina. Tezitra amin'ny tsy fahitana rano handroana ny mponina ka namaky ny...
Pero : Mijery ny famaranana ny fiadiana tompondaka erantany avy ao Afar
Nifarana ny alahady 11 jolay lasa teo ny famaranana ny fiadiana ny tompon-daka eran-tany amin'ny baolina kitra natao tany Afrika Atsimo. Volan'ny baolina kitra iny volana iny. Nijery ny fifaninanana tany...
Niger : Misoko mangina ny hanoanana
Miteraka ahiahy be ihany ny tsy fahampian'ny fitateram-baovao momba ny olana ara-tsakafo any Sahel ho an'ny olona 2,5 tapitrisa any Niger izay voakasiky ny fahalanian'ny sakafo hohanina. Milaza hanamafy ny fandaharan'asany hiarovana...
Palestina: miaina miaraka amin'ny gropy elektrozena ny any Gaza
Aizina ao Gaza, nalaina tao amin'ny Flickr Free Gaza Movement Nakatona vonjy maika ny toby famatsiana herinaratra tokana ao Gaza ny 25 jona lasa teo, noho ny disadisam-pandoavam-bola teo amin'ny...