Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Avrily, 2011
Hongria: Ireo rôma ao Gyöngyöspata, nafindra toerana sa nitsangatsangana paka?
Tato ho ato izao dia foiben'ny fifandirana eo amin'ireo rôma sy ny Hongroa ny faritra avaratr'ity firenena ity. Tao Gyöngyöspata, ohatra, fikambanana ivelan'ny tafika no nilahatra iray volana lasa izay,...
Mbola manjakazaka hatrany ny Keniana eo amin'ny taranja hazakazaka lavitr'ezaka maneran-tany
Manjakazaka eran-tany hatrany ireo mpihazakazaka Keniana hatramin'izao. Ny mahazatra dia manjaka any amin'ireo fifaninanana Eoropeana sy Amerikana ry zareo kanefa tamin'ity taona ity dia niavaka kely izany satria nandresy tamin'ny...
Ejipta: “Tena mampalahelo ahy tokoa i Mobarak”
Anisan'ireo lahatsoratra manokana momna ny fanoherana tany Ejipta 2011 ity . Hatramin'ny nivoahan'ny vaovao tamin'ny herinandro lasa fa ny filoha teo aloha Hosni Mubarak sy ny zanany roalahy Alaa sy...
Côte d'Ivoire: Lavo i Laurent Gbagbo
Anankiray amin'ireo lahatsoratra manokana momba ny Korontana any Côte d'Ivoire 2011 ity. Nivoaka ny vaovao malaza tamin'ny 11 aprily 2011 tamin'ny 01 ora GMT : nosamborina tao amin'ny fonenany ao Cocody i Laurent...
Mikorontana ny baolina kitra any Indonezia
Mbola miteraka resabe ny baolina kitra any Indonezia. Voalohany, nisy ny fihetsiketsehana ho fanoherana ny nanendrena an'i Nurdin Halid ho eo amin'ny toeran'ny tompon'andraikitra hitantana ny PSSI ((Fikambanan'ny Baolina Kitra...
Yemen: mitohy ny famoretana atao amin'ireo mpanao fihetsiketsehana
Tamin'ny alatsinainy (04 aprily), nisehoana famoretana nandatsahana ain'olona nataon'ny miaramila tamin'ireo mpanao fihetsiketsehana am-pilaminana tsy mankasitraka ny fitondrana tao an-tanànan'i Taiz sy Hodaida. Dia izay indray, i Ali Abdullah Saleh,...
Syria: Tafaverina soa aman-tsara any an-tranony ny anankiroa, mbola tsy hita kosa i Khaled El Ghayesh
Anankiray amin'ireo lahatsoratra manokana momba ny fanoherana tany Syria 2011 ity . Tamin'ny herinandro lasa teo, ilay teratany amerikana ejipsiana Muhammad Radwan (fantatra amin'ny @battutta ao amin'ny Twitter) no nosamborina tany Syria satria...
Mampifanolana an'i Etazonia sy Bolivia ny ravina kôka tsakoina
Mitana ny laharana fahatelo maneran-tany i Bolivia raha ny resaka famokarana kôka no jerena araka ny tatitra momba ny zavamahadomelina navoakan'ny firenena mikambana tamin'ny taona 2010, kanefa tsy avy hatrany...
Resadresaka nifanaovana tamin'i Andy Carvin
Ho an'ny mpiserasera twitter 40 000 sy ireo mpikaroka vaovao avy amin'ny loharanom-baovao misy eo an-toerana izay tsy mitsaha-mitombo dia i Andy Carvin no fijanonana voalohany ao amin'ny twitter raha...