Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Aogositra, 2010
Boligaria : niteraka savorovoro politika ny fahitana ny sisan-taolan'i Masindahy Joany Batista
Tao amin'ny fandaharana iray momba an'i Joany Batista tao amin'ny fahitalavitra Boligara. Ny 1 aogositra dia nanambara ny gazety sy ny fahitalavitra boligara fa nisy hita tany akaikin'ny tanàna amorontsirak'i Sozopol...
Arabia Saodita : Fahatsiarovana an'i Dr. Ghazi Al Gosaibi
Dr Ghazi Al Gosaibi. Sary avy amin'ny takelaka mpankafy ao amin'ny Facebook. Arabia Saodita sy Bahrain misaona ny fahalasanan'ny olona manan-tsaina izay nitondra anjara biriky lehibe teo amin'ny lafiny kolontsaina...
Korea Atsimo: fiarovana tsy ampy niteraka fipoahan'ny fiarabe mpitatitra
Mbola nianoka fitsangatsanganana mandritra ny fialantsasatra ry zareo Koreana Tatsimo raha nahita tamin'ny lahatsary ny fipoahana mampihoron-koditra fiarabe mpitatitra iray tao afovoan'i Seoul. Fiarabe mpitatitra efa mahazatra ny rehetra ary...
Iran : Mitokona tsy mihinan-kanina ireo gadra politika
Gadra politika 17 no nanomboka nitokona tsy nihinan-kanina tamin'ny faran'ny volana jolay hanamelohan'izy ireo ny fitondrana ratsy mihatra aminy ao amin'ny fonjan'ny Evin. Eto ny lisitra misy ny anaran'ireo mitokona....
Tondra-drano nandrava tany Pakistan
Tondra-drano tany Pakistan, 02 aogositra 2010. Sary tamin'ny Flickr nampiasa Globovisión. CC BY-NC Tsy nitondra fitahiana ho an'i Pakistan tamin'ity taona ity ny Rivotra mousson. Raha noheverina ho fotoam-pankalazana sy fifaliana...