admin · Desambra, 2017

Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Desambra, 2017

Pakistan: Bilaogy Romotra

(Marihana fa efa tamin'ny volana Desambra 2005 ny lahatsoratra teny anglisy) Tao anatin'ny volana vitsy lasa izay, nanjary “mahaliana” ireo valinteny tao amin'ny bilaogiko manokana raha izay no azo lazaina....

30 Desambra 2017

Ny Malaza Amin'ny Bilaogy Avy Ao Azia Atsimo

'Ity ny fotoana tamin'ity taona ity - akaiky ny taona vaovao isika ary fotoana izao hijerena ny zava-bita taona 2005. Sahirana tamin'ny fananganana ny lisitr'izy ireo, ny fahatsapan'izy ireo, sy ny fomba ahafahana manatsara ny toe-javatra  ao amin'ny firenen'izy ireo ny bilaogera Aziatika Atsimo.

25 Desambra 2017

Malezia: Fandevenana Islamika An'ilay Foko Indiana

Niteraka adihevitra teo amin'ny vahoaka ny fifandirana vao haingana momba ny fandevenana "noterena" an'ilay mpihanika tendrombohitra Everest Malezia M. Moorthy araka ny fombam-pivavahana Silamo, fanapahan-kevitra izay nolavin'ny fianakavian'i Moorthy.

21 Desambra 2017

Tontolon'ny Bilaogy Shinoa : Fijerena Ny Taona Lasa

Haingana sy manan-danja ny fivoaran'ny bilaogy tamin'ny taona 2005. Raha ampitahaina tamin'ny fiandohan'ireo taona nisian'ny bilaogy voalohany, ny taona 2005 no taona miroborobo ho an'ny tontolon'ny bilaogy Shinoa raha ny isan'ireo bilaogy, ny kalitaon'ny famoahana votoaty sy ny fankatoavana ny bilaogy no jerena.

20 Desambra 2017