admin · Jona, 2019

Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Jona, 2019

Abidjan Blog Camps

Rising Voices  28 Jona 2019

Manomana andiana tobim-bilaogy manerana an'i Abidjan ny iray amin'ny mpitaridalana ny bilaogeran'i Afrika miteny frantsay hampiroboroboana ny fandraisana anjara mahaolona ao Cote d'Ivoire.

Translator Newsletter: Rafitry ny atidoha, Famantarana hetsika sy maro hafa!

Blaogim-Piarahamonina GV  19 Jona 2019

Amin'ny maha mpandika teny antsika, dia matetika isika miasa any an-trano isika ary tsy manana fahafahana betsaka hifandray amin'ireo namana matihanina amin'ny fiteny samihafa. Globalme nanam-potoana hanangonana ity lisitra misy ireo hetsika ho avy any amin'ny faritra manerantany. Jereo izany raha misy any amin'ny manodidina anao!

Translator Newsletter: Fiteny very, ankizy mpandika teny sy ny maro hafa!

Blaogim-Piarahamonina GV  18 Jona 2019

Amin'ny maha zanaky ny mpifindra monina lehibe tao New York City, lehibe tamin'ny fandikan-teny ho an'ny ray aman-dreniko sy ny raibe sy renibeko aho (ary mbola manao izany andraikitra izany indraindray amin'izao fotoana izao). Saingy inona koa no momba ny andraikitra amin'ny maha mpitari-dalana ny ray aman-dreny ao amin'ny tranon'izy ireo vaovao?