Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Avrily, 2008
Israely : Ny fampiasan'ny tovovavy finday amin'ny fiarahan'olon-droa
Milalao Afo : Ny fampiasan'ny tovovavy palestinianina any Israely Finday [ANG – PDF] [Playing With Fire: On the domestication of the mobile phone among Palestinian teenage girls in Israel] no...
Afghanistan : Atrikasa voalohany amin'ny fitorahana blaogy tao Kabul
Nahatontosa ny atrikasa voalohany teo amin'ny tantaran'izy ireo ny Fikambanan'ny Mpitoraka Blaogy ao Afghanistan [Afghan Association of Blog Writers] (Afghan Penlog) rehefa nisedra tsy fahampian'ny vola sy ny herin'aratra. Tamin'ny...
Liban, Mivarotra Rivotra
Misy tranga iray ity mety (na tsia) mampiseho izay mety hampiasan'ny Libaney ny talentany amin'ny hevitra tsy dia mahazatra hahazoana vola sy hampisehoana ny “fitiavan-tanindrazana”. Ramatoa Rasha Najjar no nahita...
Mamelana ny Voninkazo any Japana
Tonga indray ny lohataona any Japana, nomarihin'ny vonin'ny “cerisiers” voalohany tamin'ity taona ity. Mila tsy ho andrin'ny mponina ny hamoahana ho fivelaran'ireo voninkazo, sy hanamarihany ny andro tsara hanaovana ny...