admin · Aogositra, 2013

Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Aogositra, 2013

Fanangona-Tsonia Hanitsiana Ny Lalàna Vietnamiana Mametra ny Fahafahan'ny Media

  07 Aogositra 2013

Bilaogera efa mihoatra ny 60 no nanao sonia ilay fanambaràna iraisana [en] handritsihana ny governemanta vietnamiana hanatsara ny lafiny zon'olombelona sy ny famitana ny adidiny raha eo ampametrahana ny firotsahany ao amin'ny Filankevitry ny zon'olombelona eo amin'ny Firenena Mikambana izy: Tokony hijery ny toeran'ny zon'olombelona eo amin'ny fireneny ihany koa...