admin · Novambra, 2011

Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Novambra, 2011

Goatemala: Fifandirana momba ny filoha voafidy

  17 Novambra 2011

Mpianatra maintimolaly nahazo diploma Amerikana sady jeneraly misotro ronono Otto Perez Molina no voafidy ho filoha any Goatemala taorian'ny fifidianana niady tokoa sady nifanipaka be ihany, nefa ny ankamaroan'ny mpifidy dia tsy nifidy na nanao vato fotsy. Sambany teo amin'ny tantaran'i Goatemala no nisy vehivavy, Roxana Baldetti [es] -mpikambana ao amin'ny...