Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Avrily, 2009
Madagasikara: Manitsakitsaka ny fahafahana maneho hevitra ny governemanta tetezamita
Mampidi-doza ny fahafahana maneho hevitra aty Madagasikara ny fanapahan-kevitra noraisin'ny governemantan'i Andry Rajoelina, filoha mpitarika ny Fitondrana Avon'ny Tetezamita. Ny voalohany amin'izany dia ny fisamborana mpanao fihetsiketsehana 3, ny malaza...
Chine: aretin-tsaina manoloana ny toetry ny Sinoa
Mpikaroka ao amin'ny sampam-pitsaboana mifandraika amin'ny lalàna avy ao amin'ny anjerimanontolon'i Pékin antsoina hoe Sun Dongdong no nilaza tao amin'ny China News Weekly ny 23 martsa lasa teo fa 99%...
Martinique: mankalaza an'i Aimé Césaire
Il y a un an disparaissait le Nègre fondamental, laissant le pays et son peuple orphelins et livrés à leurs propres choix. Herintaona lasa izay no nandaozan'ilay “fototra mainty hoditra”,...
Madagasikara: manahy ny hiverenan'ny korontana ny mponina taorian'ny fialan'ny filoham-pirenena
Ankehitriny dia ny anankiray izany (Rajoelina). Tonga eo amin'ny fiafarany ny fifandrohitana fahefana teto Madagasikara hatramin'ny volana janoary no mankaty. Omaly alarobia mantsy, taorian'ny fanandramana nataon'ireo mpanara-dia an'i Andry Rajoelina...
Ireo antony sy ny vokatry ny fanonganam-panjakana taty Madagasikara
Taorian'ny famindram-pahefana natao ny 17 martsa taty Madagasikara dia nihamafy hatrany ny korontana tao amin'ity nosy ity. 15 000 no isan'ny olona tsy nanaiky iny fanonganam-panjakana iny no nanamarika efa...
Madagasikara: mizotra ho any amin'ny fanoloana mpiambina?
Mety hipaka amin'ny kihon-dalana ny krizy eto Madagasikara: ny fiatombohan'ny fiafaran'ny fanjakan-dRavalomanana. raha mbola tsy fantatra mazava hoe iza no tena manana ny fahefana, dia tsapa fa nifidy hiaraka amin'ny...
RDC: Mandroba tranon'olona ireo miaramila tsy mandray karama
Ny herinandro lasa teo dia nolazain'ny fampielezam-peo Radio Okapi fa mpikambana ao amin'ny FRADC, miaramila any Repoblika Demôkratika Kongo, no nandroba trano maro tany Kirumba, 200km any avaratry Goma. Ireo...
Cambodge: Ny toe-javatra mazava mandritra ny fitsarana ny Khmer Rouge
Naka feo ireo mpitarika tao amin'ny Khmer Rouge izay misalasala ny fahampian'ny porofo hanamelohana ireo mpikambana dimy mandritra ny fotoam-pitsarana ny Khmer Rouge ny VOA Khmer. Nilaza ny heviny ny...