Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Marsa, 2009
Irak : Enin-taona no lasa
Enin-taona sahady izao ny ady tany Irak, ary raha mitodika ny lasa ny mpitoraka bilaogy dia tsy misy te hieritreritra ny ho avy. Ilay mpitoraka bilaogy voalohany, Salam Pax, izay...
Serbie : Fahatsiarovana ny faha10 taona nandarohan'ny OTAN baomba
Ny 24 martsa 1999 no nanomboka nanafika an'i Serbie sy Montenegro ny OTAN. Naharitra 78 andro ny fandarohana baomba. An'arivony vitsivitsy ny olona maty tamin'izany, ary tranobe maro, tetezana, lalamby,...
Malawi: Mpilatsaka ho fidiana vehivavy sy ny pôlitikan'ny faritra
2 volana mialohan'ny latsa-bato hifidianana izay ho filoham-pirenena sy fifidianana parlemantera hatao ny 19 may 2009 ho avy izao dia namelabelatra mikasika ny zava-misy 2 ny “soup du jour”, ny...
Maldives : Tandindonin-doza ny fahafahana maneho hevitra
Male, the capital of Maldives. Image by Flickr user mode (http://www.flickr.com/photos/mashafeeg/397839215/) Ny fiandohan'ny volana marsta dia nifankahita tamin'i Frank La Rue mpitondra teny manokan'ny Firenena Mikambana momba ny fahafahana maneho...
Ejipta : mandrisika an'i Arabie Saoudite hampitsahatra ny fanavakavahana atao amin'ny vehivavy i Dalia Ziada
Amin'izao andro fahatsiarovana ny andro nahaterahan'ny Mpaminany Mohamed izao dia manentana ny olona rehetra i Dalia Ziada hanery an'i Arabie Saoudite hampitsahatra ny fanavakavahana atao amin'ny vehivavy Silamo manerana ny...
Andro Iraisam-Pirenena ho an'ny Vehivavy: “Mpanjakavavy avokoa ny vehivavy rehetra”
Omaly no nankalazaina ny andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy, ary nampiasa ny mozika sy ny tononkalo ary ny zava-kanto ireo mpitoraka bilaogy miteny Frantsay hankalazana ny kanto, ny fandresena ary...
Sary mihetsika : ankalazaina ny vehivavy amin'ny andro iraisam-pirenena natokana ho azy ireo
Efa nankalazaina nanomboka tamin'ny fiandohan'ny taona 1900 ny Andro Iraisam-Pirenena ho an'ny Vehivavy: raha hiverenana kely ny tantara dia fampahatsiahivana ny fitondrana tsy nety natao tamin'ny vehivavy sy ny tolona...
Guinée-Bissau : Ahiana hitarika tsy filaminana ny fahafatesan'ny Filoha
Nisy namono ny alatsinainy 02 martsa vao mangiran-dratsy ny filoham-pirenena any Guinée-Bissau, Joao Bernardo Vieira, novonoin'ny miaramila mpioko raha iny izy nandositra niala ny trano fonenany iny. Nitranga ity vono...