Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Septambra, 2017
Creative Commons Meksika
Vao manomboka izao minitra izao, manomboka ao Mexico City ny Creative Commons Mexico.
Ny Tontolon'ny Bilaogy Libaney Tamin'ity Herinandro Ity: Mama, Dada sy Andriamanitra
Na dia mitohy aza ny fifandirana ao amin'ny Fihaonambem-pirenena, nanohy momba ireo zavatra maro samihafa tafiditra amin'izany ny teny Anglisy amin'ny tontolon'ny bilaogy Libaney. Ur Shalim nanamarika ny fitoviana misy eo amin'ny ady an-trano Libaney sy ny Irakiana, Across The Bay and Beirut To The Beltway indray niditra tamin'ny antsipiriany isan-karazany.
Okraina: Roa Taonan'ny Fitondran'i Yushchenko
Tomponandraikitra tsy amin'ny fiainantsika fotsiny isika, fa amin'ny fiainan'ny Tanindrazantsika ihany koa; miankina amintsika ny zavatra rehetra
Blaogy Amerika Latina Tsara Indrindra: The Cooking Diva
"Navoaka androany ireo mpandresy tamin'ity taona ity ary faly isika manambara fa ny Cooking Diva, weblog manokan'ilay mpikambana ato amin'ny Global Voices, no voafantina ho "Weblog Amerikana Latina Tsara Indrindra."
Krizin-tsolika Ao Shily: Vinavina Momba Ny Solika biôlôjika (Biôsfera)
Nampihena ny fatran'ny solitany tao Shily ny mari-pàna mangatsiaka tao Arzantina tamin'ity herinandro ity. Na dia nanambara aza ny governemanta Arzantina fa hahazo ny famatsiana ny solitanin'izy ireo tsy tapaka ny Shiliana, mitady vahaolana hafa momba ny angovo ny Shiliana mba hiantohana ny famatsiana angovo ho an'ny firenena.
Shily: Andron'ny Tanora Mpiady
Nandritra ny vanim-potoanan'ny mpanao didy jadona tao Shily, nisy namono ry Rafael sy Eduardo Vergara mirahalahy. Niady tamin'ny governemanta izy ireo. Nanomboka tamin'izany, nisy ireo fikambanana sasany tany Shily nankalaza ny andron'ny "tanora mpiady".
Shily: Misy Fiantraikany Amin'ny Fiveloman'ireo Mpanjono Ny Fiparitahan'ny Solika
Dimampolo sy telonjato litatra ny solitany raraka tao Bahia San Vicente ao Talcahuano.
Ny Herinandro Tao Bahrain (03/2006)
Mibahana ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Bahrainita tamin'ity herinandro ity ny kolontsaina sy ny zava-kanto, na dia teo aza ny hetsika fandraisana anjara amin'ny Bahrain International Circuit, izay nampiantranoin'ny fanjakana ny Bahrain Grand Prix tamin'ny 12 Martsa.
Sary Avy Ao Brezila: “Aza Mitifitra”
"Aza Mitifitra" avy amin'i Tatiana Cardeal
Vehivavy Filoha Voalohany Ao Shily
Mientanentana be i Shily. Sambany nisy vehivavy voafidy ho filoham-pirenena ary miresaka momba izany izahay; eny an-dalambe, amin'ny radio, amin'ny fahitalavitra ary amin'ny bilaogy.