Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Oktobra, 2010
Grèce: Figadrana mandra-pahafaty no sazin'ilay polisy namono zatovo iray ka nitarika korontana tamin'ny 2008
Tamin'ny desambra 2008, niteraka korontana sy fanoherana tao amin'ny tanàna maro tany Grèce ny nahafatesan'ilay zatovo iray antsoina hoe Alexandros Grigoropoulos, 15 taona, tany amin'ny polisy, tezitra ny olona noho ny...
Amerika Latina: maneho hevitra mikasika ny loka Nobel ho an'ny literatiora azon'i Mario Vargas Llosa
Through blogs and Twitter, Latin Americans shared their different views on the announcement that Peruvian writer Mario Vargas Llosa had won the Nobel Prize in Literature.
Hongria: Mampidi-doza ny toerana fanangonana fako simika
Araka ny fanadihadihana, nandrakotra tanàna maro tany antsinanan'i Hongria ny fikorianan'ny fotaka misy poizina simika tamin'ny fiandohan'ny herinandro teo. Nahakasika tanàna fito izany fahapotehana izany vokatry ny fikorianan'ny fako misy...
Pakistan: Mijanona ho zava-miafina ny raharaha Dr. Aafia Siddiqui
“Ny vokatry ny fitsarana nataoko dia voaheloka higadra mandritra ny 86 taona i Dr. Siddiqui,” (noho ny saika namonoany manamboninahitra amerikana iray tany Afghanistan) hoy ny mpitsara Richard Berman, miasa...
Koweit: Aleo ho lò ny voatabia!
Tomatoes are now eight times more expensive in Kuwait than they were a month ago - and netizens are not taking the change in prices in stride. They cannot find an explanation to why the cost of a box of tomatoes jumped from half a dinar ($1.70) to KD4 ($14) in just a few days.
Pakistan: Heverinao ve ny fangirifirian'ireo tra-boina tamin'ny tondra-drano?
While some countries of the world came forward to donate for the victims of the recent Pakistan Floods, most international responses were slow. Cindy Yang looks for the answers in the blogosphere.
Ekoatera : Mpitsara lalao baolina kitra taloha tratra nanondrana zava-mahadomelina tany Etazonia
Taitra sady gaga tamin'ny vaovao mahakasika ny anankiray amin'ny olom-pireneny ny vahoaka any Ekoatera : tamin'ny herinandro lasa teo, ilay mpitsara baolina kitra Byron Moreno Ruales no tratra tao amin'ny...