Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Marsa, 2011
Masedoana: fahatsiarovana ny demokrasia
Maneho hevitra mikasika ny fivoriana manokana nataon'ireo antoko politika goavana ho fametrahana indray ny fifanakalozan-kevitra demokratika andraisan'ny daholobe anjara ao anatin'ireo andrim-panjakana ny mpitoraka bilaogy. Volan nanontany [MKD]: Nahoana isika no...
Côte d'Ivoire: Nivadika ho fihomehezana tany amin'ny twitter ny fanapahan-kevitry Gbagbo
Anisan'ny lahatsoratra manokana momba ny tsy fahafafaliana tany Côte d'Ivoire 2011. Amin'ny ady ifanandrinan'i Laurent Gbagbo sy Alassane Ouattara any Côte d'Ivoire hatramin'ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny volana novambra 2010, dia...
Japana: Mikisaka any atsimo ny horohorontany? Matahotra i Kansai
Anisan'ireo lahatsoratra manokana mikasika ny horohorontany tany Japana 2011 ity lahatsoratra ity. Andro vitsivitsy aty aorian'ny horohorontany goavana namely ny faritra avaratra andrefan'i Japana dia mbola mitohy mihetsika hatrany ny...
Okraina: Mampitaha an'i Fukushima sy i Chernobyl?
Ilay horohorontany niaro tsunami namely an'i Japana tamin'ny zoma 11 martsa lasa teo iny no niteraka fahasimbana goavana [ENG] ho an'ny foibe nokleary Fukushima-1, satria ny fijanonan'ny fomba fampangatsiahana dia niteraka trangan-javatra...
Ireo mpitsoam-ponenana Palestiniana very any Lybie
Anisan'ireo lahatsoratra momba ny Fihetsehana tany Lybie 2011 ity lahatsoratra ity. Ireo vahoaka any Libiae, izay mirotsaka an-tsehatra amin'ny ady ho an'ny demokrasia ary manohitra an'i Muammar Gaddafi sy ny miaramilany,...
Maraoka: Mankalaza ny andron'ny vehivavy
Ny vehivavy maraokana, tahaka ireo vehivavy rehetra maneran-tany dia mankalaza koa ny faha-100 taonan'ny andron'ny vehivavy. Teo anivon'ny fiarahamonim-pirenena dia efa hatramin'ny ela izy ireo no niady hanana fiainana mendrika...
Côte d'Ivoire: Inona no vahaolana amin'ny krizy taorian'ny fifidianana?
Tsy misy fiovana mihitsy ny krizy iainan'i Côte d'Ivoire taorian'ny fifidianna filoham-pirenena fihodinana faharoa natao ny 28 novambra 2010 izay nifanandrinan'i Laurent Gbagbo sy i Alassane Ouattara izay samy milaza...
Ogandà: vonjeo ny Mozean'i Ogandà
Miorina ao Kampala ny Mozean'i Ogandà, tranom-bakoka ara-poko, ara-tantara ary ireo nentin-drazana mikasika ny lova navelan'ny kolontsainan'i Ogandà. Niorina tamin'ny taona 1908 izy ity. Vao haingana ny minisitry ny fizahantany,...
Libya: “Vaovao mafana: mandainga i Gaddafi”
Colonel Muammar Al Gaddafi spoke for three hours Wednesday, March 2 as protesters in Benghazi heckled him in real time, calling him a liar. Find out what others were thinking.