Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Oktobra, 2013
Lasa Tsenaben'ny Fanaraha-maso Ara-Teknolojia i Brezila
Fanararaotran'ireo goavana iraisampirenena momba ny fanaraha-maso nomerika indray i Brezila noho izy mampiatrano ny Mondialy sy ny Lalao Olaimpika.
Shiliana Anjatony Nimenomenona Amin'ny Seho TV Pinochet sy ny Didijadony
Ny fanakianana ny fandaharana tany Shily no maneho fa mbola voazarazaran'ny zava niseho tamin'ny tantara 40 taona lasa ny firenena.