Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Marsa, 2008
Kiobà : Manakana mpitoraka blaogy
Tianao hitakoritsika ve ny blogosfera Kiobàna ? Bahano ary ny famakiana blaogy tian'ny maro. Hatramin'ny nibahanan'ny manam-pahefana Kiobana blaogy tsy manohana ny fitondrana avy ao Havana tamin'ny fiantombohan'ity herinandro ity,...
Iran : Arovy ny zavaboary
Namoaka sary maro maneho ny ala any amin'ny faritra avaratry Iran i Okay4u, mpitoraka blaogy avy any Iran. Azo atao toerana mahafinaritra ho an'ny fizahan-tany io faritra io araka ny...
Arabeyes : Tsy Rototra tamin'ny Fifindran'i Magdi Allam ho Katolika ny Mpitoraka Blaogy
Maro ny olon-dehibe nifindra Katolika ary nataon'ny Papa Benedict XVI Batemin'ny tamin'ny faran'ny herinandron'ny Paka teo. Isan'ny natao Batemy tamin'izany i Magdi Allam, Silamo, teratany Ejypsianina, nonina tao Italia nandritra...
Kuwait : Mangala-tahaka ny tandrefana amin'ny zavatra rehetra
Manentana ny mpamaky i Frankom [Ar], mpitoraka blaogy iray avy ao Kuwait, hampitsahatra ny fakana tahaka ny Tandrefana amin'ny zavatra rehetra – manomboka amin'ny tantara sy sarimihetsika alefa amin'ny fahitalavitra...
Liban : Ny fifidianana Filoham-pirenena sy ny ireo fanohanana avy any ivelany
Efa dimy volana izao no tsy nanana Filoham-pirenena i Liban. Efa in-15 no nahemotry ny Filohan'ny Parlemanta ny fifidianana. Ny Parlemanta ao Liban, izay misy olom-boafidy 128, no tokony mivory...
Sina : Miady amin'ny mpanao gazety tandrefana milaza ny momba an'i Tibet ny mpitoraka blaogy sinoa
Raha nandre ny vaovao hoe ny Tibetana dia mandidy sofin-jaza sy mandoro olona velona, dia nandrobaka ny voalaza diso momba ny toejavatra any Tibet ny Sinoa amin'ny Internet ary toa...
Jordana : Mpanao gazety dimy nampiridina am-ponja
Mpanao gazety dimy avy ao Jordana no iharan'ny sazy telo volana am-ponja noho antony roa samihafa nandika ny lalana ao amin'ny fireneny. Manangam-peo ny mpitoraka blaogy avy ao an-toetrana hanoherana...