Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Desambra, 2012
Nanohina An'i Meksika ny Fahafatesan’ilay Kolombiana Mpilalao Baolina Kitra Miguel Calero
Fanavaozam-baovao (4 Desambra 2012): Tamin'ny alalan'ny fanambarana an-gazety navoaka Facebook [es] no nilazan'ny Pachuca Football Club (Meksika) fa maty tamin'ny talata 4 desambra i Miguel Calero. Nandalo fotoan-tsarotra ilay mpialalao baolina kitra Kolombiana taloha Miguel Ángel Calero sy ny fianakaviany. Nanaraka fitsaboana manokana avy amin'ny dokotera spesialista i Calero hatramin'ny 25 Novambra,2012 taorian’ny fahatapahan'ny lalan-drà...
Fa Maninona no Tian'ny Olona ny Asam-Panjakana ao Shina?
Nahatratra hatramin'ny 1,12 Tapitrisa ny Sinoa niatrika fanadinana hidirana ho mpiasam-panjakana, ny 25 Novambra 2012 teo, izany hoe nahitana fitomboana 150.000 noho ny tamin'ny taon-dasa, araka ny tatitry ny mpiasan'ny sampandraharaham-panjakana misahana ny asam-panjakana. Mpianatra amin'ny anjerimanontolo ny ankamaroan'ireo mpiadina, mifaninana amin'ny toerana voafetra ho 20.000 amin'ny asam-panjakana izy ireo. Mihoatra ny...
Aostralia: Ny Tenintsika Momba an'i India, Demokrasia Lehibe Indrindra Eran-tany
Hoavy manao ahoana ny an'i India, izay tsy demokrasia lehibe indrindra eran-tany ihany fa hanana mponina betsaka ihany koa atsy ho atsy? Afaka mandray anjara amin'ny adihevitra momba ny Demokrasia lehibe indrindra eran-tany ao amin'ny tambajotra sosialy ao Aostralia, OurSay, ianao. Io no fisantaran'andraikitra nivoaka farany amin'ny demokrasia fampandraisana anjara an-tserasera: Manazava ny...