Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Jolay, 2009
Congo Brazzaville: Fahadisoam-panantenana taorian'ny fifidianana filoham-pirenena
Ny alahady 12 jolay lasa teo dia nifidy ny vahoaka ao amin'ny Repoblikan'i Congo , fifidianana tsy nandraisan'ny lehiben'ny mpanohitra anjara satria araka ny heviny dia sady tsy malalaka no...
Iran: Mitohy indray ny fanoherana ny Fanjakana Islamista
Ny alakamisy lasa teo dia nihorakoraka tao Téhéran ny mpanao fihetsiketsehana anarivony nanao hoe: “aoka izay ny didy jadona” sy ny hoe “lehibe Andriamanitra”, mihantsy ny fanambarana navoakan'ny fitondrana fa...
Tontolo Arabo: nanao veloma an'i Michael Jackson
Nanao veloma farany ilay mpanjakan'ny pop Michael Jackson ny mpitoraka bilaogy arabo manerana ny tany androany 07 jolay, tahaka ireo mpankafy marobe hafa izay nanaraka mivantana tamin'ny fahitalavitra ny fampisehoana...
Sina, Korea Avaratra: mitovy amin'i filoha Mao ve i Kim?
Ny 04 jolay lasa teo, fetim-pirenen'i Etazonia, dia nanao fanandramana nokleary vaovao indray i Korea Avaratra ka nandefa balafomanga 7, ary antonontonony ny fahalavirana vitan'ny sasany ka mampidi-doza an'i Japon...
Zimbaboe : Firaisan-kinan'ny mpivarotra
“Mpivarotra eto Zimbaboe, miray hina” hoy ny lohateny lehibe tao amin'ny blaogin'i Kutabana. “Izao no tatitra avy amin'ny olona iray monina ao Harare : Anio tolakandro manodidina ny tamin'ny 2...
Repoblika Dominikana: manohitra ny fananganana orinasa fanaovana simenitra ao Los Haitises
Efa ho 1 volana mahery izay dia nanao fihetsiketsehana fanoherana ny fananganana orinasa mpamokatra simenitra ao amin'ny faritra arovana ao amin'ny valan-javaboahary any Los Haitises ny mponina any amin'ny Repoblika...
Miharatsy ny fanabeazana any Kazakhstan
Ny 01 hatramin'ny 10 jona no niatrika ny fanadinana famaranana (UNT) ireo mpianatry ny ambaratonga faharoa any Kazakhstan-fanadinana atrehan'ny mpianatra voalohany kanefa manan-danja eo amin'ny fiainany. Ny salanisa ankapoben'ny mpanala...