admin · Aogositra, 2008

Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Aogositra, 2008

Hatsikana folo voalohany mikasika ny Kominisma

  15 Aogositra 2008

Nataon‘i Owen ao amin'ny Lex Libertas ireo hatsikana folo voalohany mikasika ny Kôminisma avy amin'ny fifaninanana tamin'ny aterinteto, izay nandefasan'ny be sy ny maro ny hatsikana ankafiziny.

Fikirizan'ny mpitoraka blaogy iray hanampy an'i Baby Kamba

Rising Voices  15 Aogositra 2008

Raha miezaka ianao manaraka vaovao momba an'i Madagasikara, dia angamba mamaky matetika ny Madagascar Tribune. Ary raha nanao famandrihana ianao, dia namaky angamba vaovao nosoratan'i Herimanda R momba ny fandidiana tsy dia fanao ary vita soa aman-tsara nataon'ny departemantan'ny neorochirurgie teo amin'ny hopitaly Ravoahangy tamin'ny fahafolon'ny volana Jona. Herintaona i...

Guyana : Hopitaly nirehitra

  15 Aogositra 2008

Levon'ny afo omaly maraina ny sampana mikarakara ny fahasalamana ara-tsaina ao amin'ny Hopitalin'i Georgetown. Notantarain'ireo mpitoraka blaogy ao amin'ny Living Guyana amin'ny antsipirihany ity hay trano ity … Ny lahatsoratra voalohany dia nanamafy fa tena saron'ny afo ny Observation Ward : Georgetown's best and ill equipped firefighters were apparently able...

Ekoatera : ny fampiasana ny fampahalalam-baovao mandritra ny fampielezan-kevitra amin'ny fitsapan-kevi-bahoaka

  13 Aogositra 2008

Miaramila tamin'ny fankalazana ny fahaleovan-tena tao Kito. Sary tao amin'ny Presidencia de la Republica, ary ampiasaina miaraka amin'ny fepetran'ny Creative Commons. Andro tsy hiasana ny faha-10 Aogositra any Ekoatera, natao hahatsiarovana ny faha-10 Aogositra 1809 – andro nanambaran'ny mponina avy ao Kito, notarihin'i Eugenio Espejo ny fahaleovan-tenan'izy ireo avy amin'i...

Arabia Saodita : Fanandevozana ao amin'ny helodrano Persika

  13 Aogositra 2008

Tapa-bolana lasa izay dia nanao fitokonana sy fenehoan-kery ireo tera-tany Bangladeshy miasa ao Koety noho ny fahakelezan’ny karama omena azy ireo sy ny faharatsian’ny lalana mifehy ny asany. Taorian’io fitokonana io dia mahery ny 200 ny mpiasa noroahina tamin'ny asany. Ny hevitry ny mpitoraka blaogy Saodiana roa mikasika ny endriky...