Bilaogin'ny fifidianana tany Zimbaboe

(Lahatsoratra tamin'ny volana Aprily 2008)

Ny 29 Martsa 2008 dia nantsoina hifidy tamin'ny fifidianana parlemantera sy filoham-pirenena ny Zimbaboeana. Andro maromaro taty aoriana, mbola tsy nambara ny valim-pifidianana ofisialy. Nanambara ny tenany ho mpandresy ny mpitarika ny mpanohitra Morgan Tsvangirai, teo anatrehan'i Simba Makoni sy ny filoham-pirenena teo aloha Robert Mugabe avy amin'ny antoko Zanu (PF), saingy tsy hiova tsy hisy ny fifandonana ny fitantanana ny fahefana .

Tokotanin-tsehatra

Ao amin'ny openDemocracy: Zimbabwe's unfolding drama
Vakio ny lohateny farany avy amin'ny gazety The Zimbabwean

Fitantarana ny fifidianana tany Zimbaboe ato amin'ny Global Voices

Avr 05 – Zimbabwe: Anyone know someone with a truck?
Avr 05 – Israeli Startup Falsely Accused of Rigging Zimbabwe's Elections

Avr 01 – What more must Zimbabweans do?
Mar 30 – Zimbabwe: Harare is tense after Tsvangirai claims victory
Fev 18 – Zimbabwe: Is Dr. Simba Makoni a puppet?

Avr 05 - Isiraely : Orinasa isiraeliana mivoatra endrikendrehina fa mangala-bato any Zimbabwe

Raha te-hanome rohy hafa ianao, raha bilaogera ianao ary te-handray anjara ato amin'ny Global Voices ho an'i Afrika miteny Anglisy, mandefasa hafatra any amin'ny Tonian-dahatsoratray ho an'i Afrika Atsimon'i Sahara.

Rohy farany ato amin'ny Global Voices mankany amin'ireo bilaogy momba an'i Zimbaboe

Zimbabwe: Post-election violence

Zimbaboe: Herisetra aorian'ny fifidianana

  1. Zimbabwe: Election officials arrested
  2. Zimbabwe: Bread, Milk and Toilet Paper
  3. Tunisian Journalist Covers Elections in Zimbabwe
  4. Trinidad & Tobago: This & That
  5. Zimbabwe: Fighting for democracy with FrontlineSMS
  6. Zimbabwe: An eyewitness account
  7. Zimbabwe: Verifying votes in secrecy
  8. Iran: Mugabe and Ahmadinejad
  9. Zimbabwe: Zimbabwe in photos final edition
  10. Zimbabwe: Media crakdown
  11. Zimbabwe: A country of starving billionaires
  12. Zimbabwe: Recount of Presidential Ballots Unprocedural
  13. Zimbabwe: If only kids could vote
  14. Zimbabwe: Final Senate results
  1. Zimbabwe: Election officials arrested
  2. Zimbaboe : Mofo, sy ronono ary taratasy fifirana
  3. Mpanao gazety Toniziana mitatitra ny fifidianana any Zimbaboe
  4. Trinidad & Tobago: This & That
  5. Zimbaboe : FrontlineSMS ho enti-miady hoan'ny Demokrasia
  6. Zimbaboe : Vavolombelona nanatri-maso
  7. Zimbaboe : An-tsokosoko no amerenana ny fanisana ireo vatom-pifidianana filoham-pirenena
  8. Iran: Mugabe and Ahmadinejad
  9. Zimbabwe: Zimbabwe in photos final edition
  10. Zimbaboe : Fanaovana “haza-lambo” ny mpanao gazety
  11. Zimbaboe : Firenen'ireo “Milionera mpitrongy vao homana”
  12. Zimbaboe : Tsy fanarahan-dalàna mikasika ny famerenana fanisana ireo vatom-pifidianana filoham-pirenena
  13. Zimbaboe : Raha mba nahazo nifidy ireo ankizy
  14. Zimbaboe : Valiny feno hoan'ny fifidianana loholona

Sary

Ekipa mpaka sary avy amin'ny tranonkala Ngizwane-Ndinzwei no nitantara ny zava-nitranga nandritra ny fifidianana tamin'ny 29 Martsa.

Zimabwe in photos

Avy amin'ny frontlineblogger tao amin'ny Flickr ny sary ampiasaina eo an-tampon'ny pejy.

Fitantarana manokana hafa ato amin'ny Global Voices (amin'ny teny Anglisy)

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.