Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Mey, 2017

Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Mey, 2017

Korea Atsimo : Fanaovana Aterineto Sady Fisotroana Kafe Tsy Tia Reny

Raha tsara ny rafi-panabeazana, dia mety ho voavaha ny olan'ny fampianarana manokana. Nihatsara ny lentan'ny fampianarana any amin'ny fanjakana saingy andramantsika hatrany ny mitady vahaolana any an-kafa. Fotokevitra iray manana ny lanjany ny fisisihana momba ny hanatsarana ny lentan'ireo mpampianatra.

Taona Fito Taorian'ny Namonoana Azy, Mbola Tavela ny Lovam-Panantenana Navelan'i Farzad Kamangar, ilay Kiorda Mpampianatra

"Fantatro fa indray andro any, ho vita rarivato ho an'ireo mpampianatra ity làlana henjana sy mikintaontaona ity ary ny fijaliana iaretanareo dia ho toy ny mariky ny voninahitra ..."

Ao Paragoay, Fampiharana Iray Hianarana “Tsy Ankiato” Ny Teny Anglisy, Namboarina Avy Hatrany Tamin'ny Teny Guaraní

Tian'ilay fampiharana hokatsahana "Guaranglish" izay hampifanarahana ny fianarana teny Anglisy ho an'ireo mpiteny Guarani ... ary ny teny Guarani ho an'ireo mpiteny Anglisy.

Fandaharanasa ‘Fianarana any Ivelany’ Amin'ny Fametrahana ny Mpianatra Hilona Anaty Kolontsain'ireo Fianakaviana Mpifindramonina ao Etazonia

Ny azo antoka dia miezaka ny handeha hianatra any ivelany ny mpianatra sasany. Saingy ny "City Stay" kosa, ao amin'ny fanjakan'i Minnesota, dia manova ilay fotopisainana, amin'ny alàlan'ny fanaovana izany ao anatiny ihany no sady mora idirana kokoa.

Breziliana Mpanao Graffiti sy Tanora Syriana Miara-Mandoko Ny Rindrin'ny Tobin'ny Mpitsoa-ponenana

Miara miasa mandoko ny "rindrin'ny sekoly ao amin'ny Tobin'ny mpitsoa-ponenana" ao amin'ny Lemaka Beqaa ao Libanona sy ny rindrin'ny fanantenana maromaro ao Syria ny Breziliana iray sy ny Syriana vitsivitsy.

Nahoana No Lasa Olana Ho an'ny Indiana i Etazonia

Raha te-hahafantatra bebe kokoa momba ny fiainan'ireo Indiana ao amin'i Amerikan'i Donald Trump, dia niresaka tamin'ny tanora Indiana roa mikasika ny fikasan'izy ireo tsy tanteraka hianatra any Etazonia ny Global Voices