Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Janoary, 2019
Fihaonambe Advox: Stephanie Hankey miresaka momba ny Fiarahan'ny Teknolojia Taktika
Resaka notontosaina nandritra ny Fihaonambe Global Voices 2008 fandaharana 'ONG=FTMF sy ny mpikatroka eny ifotony: Miaro ny Feo" tamin'ny 27 Jiona 2008.
Manaramaso ny “cybercafes” ny polisy ao Mumbai
Amin'ny ady ataony amin'ny fampihorohoroana, dia mikasa ny hametraka mpandrakitra zavatra tendrena amin'ny kitendry (enregistreur de frappe au clavier) any amin'ny cybercafe ny polisy ao Mumbai. Araka ny filazan'i Vijay Mukhi, Filohan'ny Fikambanan'ny Teknolojia sy ny Fiarovam-baovao:
Voaràra avy any Etazonia ny bilaogy ThinkProgress avy ao amin'ny tambajotra miaramila amerikana ao Baghdad
Voarara ao amin'ny tambajotra miaramila amerikana ao Baghdad ny bilaogy liberaly ThinkProgress.
Thailandy: Nesorina ny fandraràna ny YouTube; nosakanana ny Veoh sy MetaCafe
Nitatitra ny Bangkok Pundit androany fa nesorin'ny Minisiteran'ny Teknolojiam-baovao sy ny Fifandraisana ny fandraràna ny youtube.com.