Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Voaràra avy any Etazonia ny bilaogy ThinkProgress avy ao amin'ny tambajotra miaramila amerikana ao Baghdad

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Septambra 2007)

ThinkProgress Ban

Hafatra diso voarain'ny miaramila amerikana rehefa niezaka ny hiditra tao amin'ny bilaogy ThinkProgress avy amin'ny tambajotra miaramila amerikana ao Baghdad (Sary: American Progress Action Fund)

Voarara ao amin'ny tambajotra miaramila amerikana ao Baghdad ny bilaogy liberaly ThinkProgress. “Ny fandraràna dia nanomboka fotoana fohy taorian'ny 22 Aogositra, raha i Ret. Maj. Jen. John Batiste no bilaogera vahininay tao amin'ny ThinkProgress. Namoaka lahatsoratra iray izay nanakiana mafy ny politikan'ny filoha izy ary nandrisika ny” fametrahana indray ny fandraisana andraikitra any Iraka.” hoy ny ThinkProgress.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.