Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Septambra, 2017
Vaovao Farany Ao Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Poloney
Efa nanontany tena ve ianao hoe andro inona eo amin'ny fiainan'ny olona iray monina any Polonina no mitovy amin'ny lahatsary maharitra 10 minitra? Tsy nahafantatra koa aho raha tsy tonga tany Polonina.
Fihomehezana Lehibe Tao Venezoela
Hanatontosa fifidianana mahatsikaiky indrindra eo amin'ny tantaran'ny firenena ny Venezoeliana. Nanambara tamin'ity herinandro ity ilay mpihira Benjamin Rausseo, fantatra amin'ny anarana hoe Er 'Conde del Guacharo (Count of Guacharo), fa hirotsaka hofidiana filoha izy.
Ady Ao Nagorno Karabakh: “Zaratany Noafahana”
Feno tombatombana momba ireo faritra fito ao Azerbaijan eo ambany ny fifehezan'ny tafika Armeniana sy Karabakh amin'izao fotoana izao, izay antsoin'ireo manana fijery nasionalista kokoa hoe "Faritra noafahana"ny tontolon'ny blaogy Armenianina .
Nanolotra Vola 2 Tapitrisa Dolara Hampitomboana Ny Fandraisana Anjara Amin'ny Habaka Ara-tsosialy Shiliana ny Gates Foundation
Nanolotra vola 2 tapitrisa dolara ho an'ny tambajotram-pirenen'ny tranomboky ao Shily ny Melinda Gates Foundation, mba hampiroboroboana ny fampidirana bebe kokoa ao amin'ny habaka sosialy maoderina.
Bilaogy Libiana: Tony Blair, Voanketsihetsy, Dona sy Tahotra ary Andro Tena Mafana
Tsy liana amin'ny lafin'ny dian'i Blair ihany ilay bilaogera Highlander, fa liana amin'ny zava-nisy nitsidihana ny fianakavian'ireo ankizy Libiana voan'ny aretina SIDA koa.
Tonga Amin'ny Faran'ny Lalina ny Media Sosialy Amin'ilay Hetsi-panoherana Milomano 30 Km Miainga Eo Tobago Mankany Trinidad, Nokarakaraina Mpanao Politika
"Tsy afaka hanome fitaovana na fiantohana amin'ny karazan-javatra atao an-tsitrapo toy izao ny Mpiandry Morontsiraka amin'izay fotoana izay."