Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Janoary, 2017
Fifaninanana Ara-pitaterana: ny Malesaben'ny Biby Famantarana Japoney sa ny Varavaran'ny Fiaran-dalamby
Matetika sarotra ho an'ireo bibt famantarana Japoney ny miditra ao anaty fiaran-dalamby. Noho ny vodiben'izy ireo.
Misioka Ireo Sary Fahiny Nolokoina Tamin'ny Alàlan'ny Tambajotra Neural Ny Mpikaroka Japoney
Afaka mampiasa ny fitaovana hita ao amin'ny tranonkala avokoa ny olona rehetra rehefa hanampy loko amin'ny sary mainty sy fotsy.
Masaki C. Matsumoto: Miteny Anglisy , LGBT, Hafa Fitiavana Ary Feminista Ao Japana
Nanoratra tamin'ny teny Japoney sy Anglisy momba ny olan'ny LGBTQ+ any Japana i Masaki C. Matsumoto. Nanaovan'ny Anime Femisit antsafa amin'ny famariparitana ny LGBTQ ao amin'ny sarimiaina manga sy anime izy.
Nanazava ny Lanitr'i Japan tamin'ny Alina ny Fandefasana Zanabolana Iray
"Famirapiratana mahafinaritra eny amin'ny habakabaka mivolon'alina"."Tena mahavalalanina."
Miverina Miaraka Amin'ny Sarintanin'ny Fanafihana ny Pearl Harbor Tamin'ny 1941 Ny Tetikasa Sarintany Japoney Mitondra Zava-baovao
Velomin'ny tetikasa an-tserasera iray izay mitondra zava-baovao ho fametrahana an-tsarintany, ahitàna ny sary manantantara sy fijoroana vavolombelon'ny nanatri-maso, ary nolokoina tamin'ny fampiasàna ny 'neural networks' ny zavatra niainana tamin'ny fanafihana ny Pearl Harbor tamin'ny 7 Desambra 1941.