Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2016

Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Oktobra, 2016

31 Oktobra 2016

Avy ao Shina, Indonezia, Timor Leste, Fantaro Ny Hip Hop Aziatika

Fotoana izao hanavaozana ireo lisitry ny hira fihainonao.

20 Oktobra 2016

Tonga Any Etazonia Ny Sary Sokitra Tahaka Ny Tena Izy Vita Amin'ny Taratasy  Ataon'ilay Artista Japoney

"Angamba mety ho maneho ny tenantsika sy ny fiainantsika, amin'ny ambaratonga maro ny biby sary sokitra nataoko avy amin'ny fanangonana gazety"

19 Oktobra 2016

Tena Nihevitra Ny Japoney Sasany Fa Ho Azon’ I Haruki Murakami Ihany Ny Loka Nobel Amin'ity Indray Mitoraka Ity

Manombana mialoha ny fahazoan'ilay Japoney mpanoratra tantara Haruki Murakami ny Loka Nobel ho an'ny Literatiora isan-taona ny vahoaka Japoney. Ary diso fanantenana izy ireo isan-taona.

14 Oktobra 2016

Nahatonga Fientanentanana Ny Nahafantarana Fisian'ny Persianina Tao Japana Fahiny

Nisy ny porofo fa nandeha tamin'ny Làlan'ny Lasoà ireo Persianina mba hivelona sy hiasa tao japana fahiny.

11 Oktobra 2016

Nahoana Ny Efitra Fandroan'ny Japoney No Tsara Indrindra, Sy Lahatsary Hafa

Ankizy no nanatontosa ity bilaogin-dahatsary ity ary manazava ny hoe tahaka ny ahoana ny fiainana ao Japana.