Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Janoary, 2018
Korontana Tao An-drenivohitra: Ireo Sarin'ny Firotsahana Ranomandry Betsaka Tao Tokyo
Mirotsaka ao Tokyo ny ranomandry matevina ary manome vintana hakàna sary mahatalanjona
Mampaneno Ny Taona Vaovao Ao Japana Miaraka Amin'ny Trondro Vao Nojonoina
Tena zava-dehibe amin'ny fankalazàna ny taombaovao ao Japana ny trondro sy ny haza andranomasina. Indreto misy sary vitsivitsy mikasika ny tsena fivarotana trondro.
Ny tetikasa Arrorro: Ny Hira Fandrotsirotsiana Zaza Manerana Izao Tontolo Izao
Nanao ezaka mba hitrandrahana, handraketana ary hanangonana ireo hira fandrotsirotsiana manerana izao tontolo izao ilay mpanakanto Gabriela Golder avy any Arzantina, ary niezaka nitady ny mampitovy azy ireo ho an'ny Tetikasa Arrorro.
PangeaDay: Zava-Miseho Iainana Erantany
Tamin'ny Sabotsy 10 May ny Pangea Day, ary nivory ny olona avy amin'ny faritra maro manerana ny tany mba hijery ireo sarimihetsika sy handray anjara amin'ny zava-misy erantany. Tamin'izany, nasehon'ireo sarimihetsika, mpandahateny ary mozika antsika ny sombim-piainana any amin'ny faritra hafa eto amin'ny bolantany, mampivondrona ireo olona avy amin'ny seha-piainana sosialy maro mba hino fa tsy samihafa araka izay inoantsika isika. Nahitàna fifaninanana lahatsary nalaina tamin'any finday ihany koa izany, niaraka tamin'ireo mpandresy avy any amin'ny firenena samihafa.
Miezaka Mandika Ilay Tenin'i Trump Hoe “Shithole” Ny Fampitam-baovao Japoney
Mahavariana fa mora kokoa ho an'ny sehatra fampitam-baovao ny namoaka ny "shithole" noho ny "mpanavakava-bolonkoditra" na ny "fanavakavaham-bolonkoditra".
“Niditra Ny Tontolon'ny Olondehibe Izahay, Ary Hanao Ny Tsara Indrindra” Manamarika Ny Andron'ny Fahatongavana Amin'ny Taona i Japana
Fivoriana, koràna anaranam-po ary hetraketraka mandeha maotera no manamarika ny Andro Fahatongavan'ny Taona ao Japana.