Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Jolay, 2015
Sary fandravahana amin'ny boky fianarana japoney tsy niniana hampihomehy
"Noho ireto sary fandravahana ireto, tsy afa-mifantoka amin'ny fianarako ataoko aho, haha."
Lahatsary Vaovao Mampiseho Ny Fananerana Ny Nosy Urato Taorian'ny Tsunami
Niova ny zava-drehetra tamin'ny 11 Martsa 2011 raha nanafo-drano ireo fiarahamonina kelin'ny mpanjono ao amin'ny nosy Urato ny tsunami mpandravarava.
Rajako Japoney “Tsara Tarehy”: Fihetseham-pon'ny Media Sosialy
ireo olona sasany any ivelan'i Japana nanoratra sombin-tantara iray hafa hoe: "Japana Hafahafa", saingy tsy mitombina mihitsy izany ho an'ny rehetra.