· Mey, 2010

Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Mey, 2010

Japàna: Festival Sanja

  16 Mey 2010

Zuco dia manapariaka andian-tsary mahatalanjòn'ny Festival Sanja izay fety nentim-paharazana ankalazaina any Asakosà, Tokyo, Japàna.

Japàna: Karnavaly Cosplay

  06 Mey 2010

The Englishman [Ilay rahangahy Anglisy] dia manapariaka andian-tsary maromaron'ny Karnavaly Cosplay [fiakanjoana sy fakan-tahaka ireo mpilalao tantara sariitatra] any Ozaka, Japàna.