Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Mey, 2013
SARY: Tetikasa “Inside Out” Ao Japana
Tamin'ny volana Novambra 2012, nisy kamiao iray niainga tao an-tanàna avaratra andrefan'i Japana, Kesennuma ho any Fukushima. Ahitana ila-maso ngezabe isaky ny zoron'ilay kamiao, ary zavatra misokatra tahaka ny boaty...