Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Desambra, 2017

31 Desambra 2017

Japana: Tonga Any Tokyo Ny Torolalana Michelin

amin'ny 22 Novambra 2007, namidy ilay Torolalana Michelin any Tokyo noresahana be. Tsy afaky ny ho diso lalana mihitsy ianao any Japana miaraka amin'ny fitambaran'ny fifangaroana Frantsay sy zavatra mahaliana ara-tsakafo. Mazava ho azy, nandritra ireo andro talohany sy taorian'ny namoahana azy, nihazakazaka mihitsy aza ny media Japoney mba handrakotra...