· Novambra, 2017

Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Novambra, 2017

Ny Ao Anatin'ny Tontolon'ny Blaogy Japoney

  16 Novambra 2017

Raha toa ny fomba fanaovan'i Fujita blaogy ka somary mitokozihitra kokoa, Cyber Agent, toa an'i Livedoor, kosa dia orinasa Japoney hafa izay mamboly ny fandraisana andraikitry ny isam-batanolona sy ny faharanitan-tsaina ho amin'ny fandraharahan'ireo mpiasany, sy toa malaza eny anivon'ireo tovovavy Japoney mitodika amin'ny asa ao Japàna.