Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Novambra, 2007

Japàna : Lalao fifanintonana kilaoty

Ny mpiblaogy Lee dia manoratra ao amin'ny blaogy Tokyo Times momba ny lalao Japoney ifanintonana kilaoty : « The grace of the geisha or traditional tea ceremony’s gentle movements are famous facets of Japanese culture, but for the tourist after a true insight into this beguiling country, then attending a...

Japàna : Fanavakavahana ara-trano

Ny mpiblaogy James dia mitatitra ao amin'ny blaogy Japan Probe momba ny raharaha mikasika ny fanavakavahan ara-trano mahazo ny vahiny mipetraka any Japàna : « The Japan Times ran an article over the weekend entitled “Foreigners still dogged by housing barriers,” which highlighted the fact that many building owners and real estate...

Tantara Sovietika: Richard Sorge

Ny daty nanamarika ny andron’ny 7 novambra iray no notantarain’ny tao amin’ny ExecutedToday.com [Novonoina (ny datin’ny) androany] ka i Richard Sorge izay mpitsikilo “ nahombiazana tamin’ny fahafahany nanori-ponenana, amin’ny mahavahiny azy tao Japana mpankahala olona ivelan’ny fireneny tanteraka tamin’izany fotoana izany, Mpitsikilo tafakatra sy tafiditra tany amin’ny sehatra avon’ny fitondrana...