Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Janoary, 2021
Tsy afaka miady amin'ny COVID-19 ny sakafo japoney mahery, saingy mety hanalava ny andro iainanao
Tany amin'ny antsasaky ny volana Martsa tany, nisy orinasa iray fikarohana momba ny mpanjifa tao Japana nahita fa saika ny 40 isan-jaton'ireo Japoney nanaovany fanadihadiana no nampiditra sakafo hafa fanampiny tanatin'ny fihinany isanandro mba "hanamafisana ny hery fiarovany".