Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Mey, 2017
Japàna: Ilay Andro Tsy iantsenàna
Mpanjifa manara-drenirano fotsiny isika..."izay vidianao no mamaritra ny maha-ianao anao"
Tsy Ho An'ny Toeram-pisakafoanana Fotsiny Intsony ny Maodelin'ny Sakafo Plastika Ao Japana
"Misy tokoa ve ny olona hiteny hoe: "Oay, tena milay, afaka manaingo ny smartfindaiko amin'ny atodi-trondro aho?" Mino aho fa izaho irery no hanao izany."
Japàna: Ho Averina Hatsangana Indray ny Teatra Kabuki
Takatro fa ilaina ny mamerina manorina indray ilay teatra mba hiampita amin'ireo andian-taranaka hoavy ny Kabuki. Tsy andriko ny hahita ny fahavitany tanteraka!
Japàna: Afaka Isorohana Famonoantena Ve ny Twitter?
Rehefa nandinika ny fitomboana mampivarahontsan'ny isan'ireo tanora manapaka hevitra hamono tena isantaona, nifanakalo hevitra ireo bilaogera vitsivitsy momba ny hampiasàna ny Twitter ho fampiroboroboana ny fifampiresahana sy ho fanampiana amin'ny fisorohana ny famonoantena.
Japàna: Ilay Kiririokan'ny Ao Afovoany Atsinanana
Zavatra roa misaraka ny fanatanjahantena sy ny politika, saingy raha jerenao ny tantara, misy fifandraisana mivandravandra ao.
Ny Fandraisana Diso, Ny Fandikana Diso Ary Ny Fampiasana Diso ny ‘Aspie’ Ao Japana
"Manontany tena aho hoe moa ve ho faly (ireo olona miaina amin'ny aretina Aspergers ) rehefa mihaino ny teny hoe asupe ampiasaina ho tenin-jatovo?"
Fiainana Isan'Andro ao Tokyo Avoakan'ny Mpakasary Iray
Miainga amin'ny sehatra ara-kolontsaina ka hatramin'ny sarintava mahatalanjona izay mety tsy ho hita intsony rehefa kelikely, liana amin'ny fandraketana ny fiainana ao Tokyo i Lee Chapman.
Bilaogin'Injenieran'ny Rindrambaiko Mitondra ny Mpamaky Hanavatsava ny Araben'Ambanivohitr'i Japana Amin'ny Bisikileta
Na dia tsy ao Japana aza ianao na ihany koa tsy manana bisikileta dia fomba iray lehibe hamantarana an'i Japana amin'ny bisikileta ny bilaogin'i Friedl .