Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Avrily, 2019
Ny t-shirt hafahafa nanaovan'ilay mpilalao baseball malaza misotro ronono Ichiro Suzuki no vao maika nankafizan'ny mpankafy azy bebe kokoa
Nanambara ny fisotroan-dronony vao haingana i Ichiro, ilay mpilalao baseball nahavita ny zava-bita tsara indrindra maro kokoa mihoatra ireo mpilalao hafa rehetra.
Tafatafam-baovao miaraka amin'i Haruki Murakami mijery indray ny Heisei Japan
Tsy fantatro ny antony, fa toa novakiana ny bokiko, indrindra rehefa nirodana sy nanjavona tampoka izay nanananay teo aloha. Mahatsiaro aho fa nanomboka nekena tany Japan (ny bokiko) manodidina ny fotoana nanombohan'ny vanim-potoanana Heisei tamin'ny nahafatesan'ny amperora.