Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Septambra, 2009
Sina sy Japana: Fanehoan-kevitry ny Sinoa mikasika ny fifidianana Japoney
Nandresy tamin'ny vokatra ankapobeny tamin'ny fifidianan'ny 30 Aogositra ny Antoko Demokratikan'i Japan (DPJ), izay namarana ny 50 taona maherin'ny fitondrana tsy ankizaran'ny Antoko Liberaly Demokraty (LDP) nanomboka tamin'ny 1955. Ny...