· Janoary, 2013

Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Janoary, 2013

Kanji-n'ny Taona 2012 ho an'i Japana

  02 Janoary 2013

Ny Japan Kanji Aptitude Testing Foundation dia nanambara [ja] tamin'ny 12 Desambra 2012 fa ny kanji tamin'ny taona 2012 dia ny volamena (金). Ahoana no fahitàn'ireo mpisera anaty aterineto an'io fanambaràna io sy ny jeritodika nataon'izy ireo ny taona 2012?