Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Novambra, 2018
Ao anatin'ny tontolon'ny bilaogy Japoney
(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanolotra ny fitantarana mivantana momba ny horohorontany tany avaratr'i Japana ireo bilaogera Japoney . Hoy ny bilaogera Japoney iray:...
Ao anatin'ny tontolon'ny bilaogy Japoney
(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanomana famintinana tsara dia tsara momba ny fomba fitantaran'ireo bilaogera Japoney ny fifidianana parlemantera tamin'ny 11 Septambra 2005 tao...
Japana: Ny Ankizy amin'izao Fotoana
Inona no ataonao rehefa mankaleo anao ireo ankizivavy tanora manao toy ny any an-tranony anatin'ny fiarandalamby nefa ianao reraka avy any am-piasàna ary mba te hiaina fotsiny? Tofoka tanteraka ity lehilahy iray 35 taona tao Yokohama ka nandaka ankizivavy 17 taona iray nipetraka sy niresaka tamin'ny namany teo akaikin'ity rangahy.
Nahandro matsiro manerantany ao anatin'ny bilaogy folo
Efa nanontany tena ve ianao hoe ahoana no andanian'ny miaramila ny fotoan'ny fialantsasatra any Iraka? Ity no andro handraisanao ny tantara, voalohany avy amin'ny Chairbone Stranger, miaramila Amerikana iray nalefa tany amin'ny toerana vovohana any Iraka.
Japana : Ny Fankafizàna Saka
Ao Japana, tsy ny fanalana andro ihany no lohahevitra hany resahana ao anaty aterneto : Ny fitiavana ny biby naman'ny olombelona no resaka isan'ny tena malaza anaty blaogy. Ny saka, indrindra indrindra, dia maka ny laharana voalohany amin'ny filaharan'ny “blaogy momba ny biby”
Navadiky ny Fandaharan'ny Fahitalavitra Japoney Ho Fialamboly Ny Fandraofana sy Fandroahana Mpifindramonina
"Tsy misy fijerena lalina, tsy misy akory fanadihadiana na dia bitika aza ary miaraka amin'ny sarintsarinà fialamboly tandrametaka, "ity" no fandaharana amin'ny fahitalavitra ratsy indrindra ao Japana ankehitriny. Zavatra mahasanganehana manerantany izany.
Sary avy ao Japàna Notsongaina tao amin'ny Flickr – Tapany Fahefatra
Sary avy ao Japàna Notsongaina tao amin'ny Flickr.
Ao anatin'ny tontolon'ny bilaogy Japoney (2005)
Afaka manome tantara saika ara-potoana momba ny horohorontany vao haingana tao avaratr'i Jpana ny bilaogera Japoney.
Sary avy any Japana: Oko
(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) “Oko” avy amin'i MC MasterChef Fivarotan-tsakafo kely/mivarotra paty any Oko, tanàna kely akaikin'i Hiroshima. Tsara ny manamarika fa natao handrahoan-tsakafo...
Sary avy any Japana: Sushi
(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) “Sushi” avy amin'i Sekihan Ny zatovovavy iray mandinika ny sushi tao amin'ny trano fisakafoanana iray tany Tokyo.