Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Septambra, 2017
Ilay Fetiben'ny Zavakanto Fahaterahan’ Ishinomaki Indray
Sitrana araka ny hitamaso tamin'ny fihovitrovitry ny tany sy ny tsunami tamin'ny taona 2011 ny tanànan'i Ishinomaki, saingy tsy mbola tafaverina tamin'ny heriny teo aloha. Midira amin'ny Fetiben'ny Zavakanton'ny Fahaterahana Indray.
Ny Loza Mitatao Raha Mihevitra Hetsika Miaramila Hamelezana An'i Korea Avaratra
"Izay rehetra firenena mihevitra fanafihana iray hatao amin'i Korea Avaratra dia tsy maintsy miatrika ny fanontaniana hoe 'iza no namadika an'i RPDC ho lasa faritra faikany sy mania tahaka izao."
Jereo Ny Tokyo Camera Club Raha Liana Sary Mahatalanjona Japoney Ianao
Afaka mamahana sary ao amin'ny Tokyo Camera Club avokoa ny olona rehetra izay monina ao Tokyo na tsia raha toa ka mbola maneho toerana iray ao Japana izany sary izany.
Milina Mpivarotra Manerana Izao Tontolo Izao Ka Nahagaga Ny Japoney
Na mendrika na tsia, nanana laza hatry ny ela fa manana milina fivarotana hafahafa sy mampihomehy i Japan. Ny tsy fantatry ny besinimaro anefa, dia ny eritreritr'ireo Japoney momba ireo milina hafa mpivarotra any amin'ny firenena hafa.
Mampiseho ny Lafiny Maha Olona ny Fivarotantenan'ny Lehilahy Ao Japana Ny Horonantsary Fanadihadiana Iray Vaovao
"Mahery ireo mpanjifa," hoy ny iray amin'ireo nohadihadiana. "Manaiky ihany aho ny farany... Ka na inona na inona teren'ilay mpanjifa hataoko, tsy dia afaka mandà loatra aho."
Toerana Be Mpitsidika Ireo Toerana Misy ‘Haikanto’ Tsy Mahazatra / Maningana
"Rehefa mivenjivenjy manerana ny tanàna, indrindra any amin'ireo kianja sy toerana filalaovana... Teo ampanontaniana tena momba ny hoe iza sy ny hoe natao ho amin'ny inona izy ireny... na tsy mbola azoko antoka aza ny ho valiny."